Vous êtes sur la page 1sur 3

« Soatsiadino »

Hira misy hosotry ny Fanahy Masina no ilaintsika!


Fampahafantarana:
Ny Groupe Evangelique Soatsiadino dia tarika avy ao amin’ny fiangonana Pentekotista
Mitambatra Tanambao ambony atsinanana, Soatsiadino Fianarantsoa, vondron’olona resy lahatra fa
zava-dehibe ny hosotry ny Fanahy Masina ao amin’ny fankalazana an’I Jesosy Tompontsika. Ny hira
rehetra foronina ato amin’ny tarika dia alaina amin’ny alalan’ny vavaka sy fifadian-kanina.
Ny tanjona dia ny hanafana ireo hetsika fifohazam-panahy maro samihafa ao amin’ny
fiangonana Pentekotista Mitambatra eran’i Madagasikara amin’ny alalan’ireo hira feno hosotra.
Handeha lavitra ny tarika ka mila anao!

Fitsipika mifehy ny tarika:


1)Fifadian-kanina 7 andro isaky ny hira iray! Rehefa vita ny fifadiankanina dia samy mitondra
ny hira voaforony ny tsirairay avy ka izay tsara indrindra amin’izany no tazomina ho an’ny
tarika===========================================================
2)Tsy manan-jo hanova ny feony na ny tonony ny mambra anaty groupe satria hosotra avy
amin’ny Fanahy Masina izany tahaka ny tsy hahafahantsika manampy na manala ny
tenin’Andriamanitra. Manaja ny hira izay lany eo ny tsirairay avy satria efa vita vavaka izany=
===============================================================
3)Ny mpikambana rehetra dia tsy maintsy mifady hanina amin’ny fotoana voatondro
hanaovana izany====================================================
4)Mila tonga foana ny mpikambana amin’ny fotoana hanaovana repetition sy ireo karazana
hetsika maro samihafa================================================
5)Olona efa nateraka indray no mahazo mikambana, mety avokoa na ny ankizy na ny tanora
na ny olon-dehibe===================================================
6)Ny hiran’ny tarika dia aterina any amin’ny OMDA mba hisorohana amin’ny hosoka maro
isan-karazany======================================================
7) Atao album ny hira voaforona rehefa mahatratra fito (07), avoaka cd==============
8)Ho mpikambana ao @FFP na feo fiderana Pentekotista ity groupe Evangelique Soatsiadino
ity rehefa manana hira maromaro.
========================================

Mpitarika ny Groupe Evangelique Soatsiadino: Frère Maxime


FANEKENA HIDITRA MPIKAMBANA
KÖNTAKTA GROUPE SOATSIADINO

FPM TANAMBAO AMBONY ATSINANANA


Fianarantsoa

FESIBOKY : Anarana:
Fanampiny:
Taona:
Lazao ny antony hidiranao ato amin’ny tarika?
TELEFONINA : ………………………………………………………………………
………………………………………………………………………
………………………………………………………………………
DATY : ___/___ /_____ Vonona hanafana hetsika fifohazam-panahy ve ianao?
………………………………………………………………………

FANONTANIANA TSY MAINTSY VALIANA


SARY TAPAKA
1)FEO FAHAFIRY NO TENA VOAFEHINAO?
1er voix 2eme voix 3eme voix
2)MANANA TALENTA HAFA MANOKANA VE
IANAO? (Ambarao raha misy)
………………………………………………………………………
………………………………………………………………………
3)NY HIRA IZAY HO VOAFORONAO ATO @
SONIA ETO AMBANY
FIKAMBANANA DIA TSY AZO HO ENTINAO @ ANARAN’NY
TENANAO MANOKANA FA HO AN’NY GROUPE
Izaho dia manaiky marina fa
SOATSIADINO. VONONA HANAIKY IZANY VE IANAO?
hiditra mpikambana ato amin’ ny
« Groupe Soatsiadino » eto ………………………………………………………………………
amin’ny fiangonana Pentekotista ………………………………………………………………………
Mitambatra eto Soatsiadino ka 4)AMINAO, INONA NO TSY MAINTSY ATAO MBA
hanaja ny fitarihana sy ny lamina HAMPISY HOSOTRA NY HIRA FIDERANA?
rehetra misy ato amin’ny ………………………………………………………………………
fikambanana. ………………………………………………………………………
Sonia : 5) VONONA HIAINA ARAKA IZANY SOSO-KEVITRAO
IZANY VE IANAO?
………………………………………………………………………
………………………………………………………………………

“Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy


hidera an'i Jehovah. Haleloia. “
SALAMO150:6

Vous aimerez peut-être aussi