Vous êtes sur la page 1sur 4

Fanjakana Masikoro - Machicore

tauSpaonmsoa2uo1 reijaddinvierd ·
𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀 (Tohiny)
TENY ZATO KABARY ARIVO :
𝟏) 𝐍𝐲 𝐂𝐋𝐔𝐁 𝟒𝟖 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀, 𝐌𝐀𝐌𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐚𝐫𝐲
𝐌𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀 𝐧𝐲 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚
- Philibert TSIRANANA : 1960 – 1972
- Gal Gabriel RAMANANTSOA : 1972 – 1975 (𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖)
- Col Richard RATSIMANDRAVA : 05 février 1975 – 11 février 1975
- Gal Gilles ANDRIAMAHAZO février : 1975 – juin 1975, directoire militaire (𝐂𝐥𝐮𝐛
𝟒𝟖)
- Cap de corvette Didier RATSIRAKA : 1975 - 1991
- Guy Willy RAZANAMASY : 31 octobre 1991 – 10 février 1993, Transition HAE
(𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖)
- Pr Albert ZAFY : 1993 – 1996
- Norbert Lala RATSIRAHONANA : septembre 1996 – décembre 1996 (𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖)
- Am Didier RATSIRAKA : 1996 – 2001
- Marc RAVALOMANANA : 2002 – 2009 (𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖)
- Andry Nirina RAJOELINA : 2009 - 2013, Transition (HAT) (𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖)
- Hery RAJAONARIMAMPIANINA : 2013 – 2018 (𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖)
- Andry Nirina RAJOELINA : 2018 – (𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖)
𝐓𝐒𝐄𝐓𝐑𝐀𝐓𝐒𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀
- 1971 (fikomiana tany Atsimo, Monja Jaona) : nahafatesana cotier maro / 13 mai
1972 : nahafatesana olona maro teto Antananarivo
(1991 : nahafatesana olona tany amin’ny cote sy teto Antananarivo)
- 2002 (RAVALOMANANA) : nahafatesana cotier maro / 2009 (lundi noir) :
nahafatesana olona maro teto Antananarivo
𝟐) 𝐍𝐲 𝐂𝐋𝐔𝐁 𝟒𝟖 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐚𝐦𝐨𝐧𝐨 𝐚𝐧-𝐝𝐑𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲
𝐑𝐀𝐅𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐅𝐎𝐊𝐎𝐍𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚 𝐌𝐀𝐈𝐍𝐓𝐘 𝐚𝐳𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲
𝐂𝐇𝐀𝐍𝐓𝐀𝐆𝐄 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐆𝐚𝐥 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲
𝐧𝐲 𝐓𝐒𝐈𝐀𝐌𝐁𝐀𝐑𝐀𝐓𝐄𝐋𝐎 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐢𝐳𝐲 𝐧𝐨
𝐓𝐄𝐍𝐃𝐑𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐒𝐎𝐋𝐎 𝐀𝐙𝐘 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐇𝐀𝐌𝐎𝐓𝐄𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐚𝐧’𝐢𝐨 𝐂𝐥𝐮𝐛 𝐢𝐨.
𝐍𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐧𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 “𝐓𝐄𝐍𝐘 𝐈𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀”
𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐨𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚, 𝐭𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐨𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲
𝐟𝐨𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐧𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚
𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐦𝐢𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲.
Rehefa tonga teo amin’ny fitondrana ny Gal RAMANANTSOA izay filohan’ny
CLUB 48 tamin’izany fotoana izany dia NY NANAFOANA NY FIZAKAN-
TENAN’IREO VONDROM-BAHOAKA ITSINJARAM-PAHEFA na
COLLECTIVITÉS TERRITORIALES DÉCETRALISÉES (Provinces, communes) no
nihazakazany voalohany tamin’ny alalan’ilay ordonnance n° 73/015 tahaka ny nataon-
dRAVALOMANANA tamin’ny 2002 na dia efa niady mafy aza RATSIRAKA vao
nahatafantsagana ny PROVINCE AUTONOME. Pr. ALBERT ZAFY moa dia niala
maina tamin’ny DECENTRALISATION EFFECTIVE ary voaongana mihitsy ka ny
hany faraheriny dia nanangana ny CLUB 17 izay nivondronan’ireo FOKO 17
ankoatran’ny MERINA noho ny hatezerana ary mba ho CONTRE POIDS ny Club 48,
fa tsy nahomby satria ny mpikambana tao anatiny ihany no misy manakarama ka
mamoaka TSIAMBARATELO na SECRETS any ivelany amin’izay zavatra tapaka
amin’ny fivoriana. NY NAHAVOA AN’IZY MIRAHALAHY TSY NIRAY HINA
NEFA MITOVY TANJONA FA NANAIKY NY FAMPIADIANA NATAON’NY
SASANY KA SAMY NIALA MAINA.
Ny antony nanafoanana ny BUDGET PROVINCIAL SY COMMUNAL dia ny mba
hamerenana ireo tombotsoa azon’ny CLUB 48 na ny Merina talohan’ny 1896. Ny
CLUB 48 dia SOCIETE SECRETE izay miaro ny tombontsoan’ireo HOVA sy ireo
TARANAKA ANDRIANA talohan’ny fanjanahatany ary nivondronan’ireo avara-
pianarana nivoaka avy tao amin’ny ECOLE DE MEDECINE LE MYRE DE VILERS
izay nandrafitra ihany koa ny VVS sy ny MDRM. Izay no nahatonga an-dry RASETA
SY RAVOAHANGY ary MONJA JAONA tsy nitovy hevitra teo amin’ny fitakiana ny
FAHALEOVAN-TENA satria ny JINA sy PANAMA dia ny fitakiana ny
fahaleovantena tena izy fa ny MDRM kasoa dia ny FIVERENAN’I
MADAGASIKARA TALOHAN’NY 1896, izay fiverenana TSY MAZAVA.
IZAY NO MAHATONGA NY FITENENANA HOE MBOLA HO SAOROTRA
AMIN’NY COTIER NY AHAZO FIZAKANTENA RAHA MBOLA NY CLUB 48
no mifehy ny zava-drehetra eto Madagasikara. Izay koa no anisany nampitsanganana
ny PADESM fa tsy araka ny fanaratsiana na DIABOLISATION afafy etsy sy eroa
mba hi-contrebalancé ny fanjakazakan’ny CLUB 48 izay nivondrona tao amin’ny
MDRM fa iny hitantsika iny ny niafarany fa nataon’ny sasany izay nisian’ny ady an-
trano ka rava ho azy ary tsy nisy nanohy ny tolona taty aoriana, fa ny Club 48 kosa
mbola eo mandraka ankehitriny no sady MANJAKA TOKANA ary efa misandrahaka
amin’ny lafiny maro.
NOFOHANANA NY DECENTRALISATION KA NOSOLONA
CENTRALISATION faran’izay henjana (à outrance). Kanefa natahotra mafy ny
RAFITRA FOKONOLONA ny Club 48 sao dia hamerina indray ny décentralisation
efa noravàna ka hampandamoka indray ireo tombotsoa efa azo.
𝐍𝐞𝐬𝐨𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐟𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐎𝐫𝐝𝐨𝐧𝐧𝐚𝐧𝐜𝐞 𝟕𝟑/𝟎𝟏𝟓 𝐧𝐲 :
- CTRD na ny Comité Technique Régional pour le Développement izay mpandrindra
ny lafiny fampandrosoana taty amin’ny Faritany
- Budget provincial, izay nahatratra tany ho any amin’ny 500 millions Fmg isaky ny
Faritany.
- Ny subvention communale izay nahatratra 30 millions Fmg isaky ny commune.
- Fitaovana nentina nanamboatra sy fanaovana réhabilitation lalana (Engins de ponts et
chaussées) ary ny subvention sy ny loharanom-bolan’ny Travaux publics isaky ny
Faritany.
𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐕𝐕𝐒 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐃𝐑𝐌 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐂𝐥𝐮𝐛 𝟒𝟖 𝐧𝐢𝐚𝐝𝐲
𝐦𝐚𝐟𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐊𝐀𝐍-𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝟏𝟖𝟗𝟔,
𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀 𝐀𝐑𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐈𝐒𝐈𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐀𝐊𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍’𝐍𝐘
𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 ?
Tsotra ny antony : Talohan’ny FANJANAHATANY na taorian’ny TRAITE
FRANCO-MERINA 1885 ny marimarina kokoa dia niroborobo ny fandraraharana teto
Madagasikara na teo amin’ireo faritra teo ambany ziogan’ny Fanjakana merina ny
marimarina kokoa. CONTRAT DE CONCESSION tany amin’ny telopolo (30) mahery
tany ho any no nataon’i RAILAIARIVONY (HOVA TSIMIAMBOHOLAHY,
TSIMAHAFOTSY, ANDAFIAVARATRA) ary ireo taranaka andriana tamin’ireo
mpandraharaha na concessionnaires frantsay, anglisy, amerikana ary italiana.
𝐈𝐫𝐞𝐭𝐨 𝐧𝐨 𝐂𝐎𝐍𝐂𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐠𝐨𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 :
𝐂𝐎𝐓𝐄- 𝐄𝐒𝐓 :
- OSBORN 1891 (district de Vohemaro) : elevage de bœufs
- LEBRUN PATTERSON 1889 (Sambava/Antalaha) : bois et produits des forets
- MAIGROT 1886 exploitation des forets (Baie d’Antongil, rivière Antalambolany)
- Kingdon 1886 exploitation des forets (Baie d’Antongil jusqu’au port de Ratobé)
- THOME 1888 exploitation des forets (Baie d’Antongil jusqu’à Mananara)
- COURO 1888 exploitation des forets pour construction bateaux à vapeurs, à voiles,
chalands, chaloups (Vohemaro)
- SUBERBIE 1886 balisage des ports de Tamatave et Majunga
- RIGAUT 1889 chemin de fer, ligne telegraphique entre Tamatave et Manajary
- DUCRAY 1889 sucrerie Tamatave
- SUQUET 1887 fabrication du sel (Vatomandry, Mananjary, Vohemaro…), produits
chimiques
- DANGERFIELD 1888 exploitation de rafia, zozoro pour fabrication de papier
- MENAGER 1892 élevage et exportation de bétail (Mananjary)
- MARCHAL 1890 concession forestière (Fort-Dauphin)
- WALLER 1894 caoutchouc (Fort-Dauphin)
𝐂𝐄𝐍𝐓𝐑𝐄 :
- FLORENS ET IRIBE 1887 verreries, poteries, fours è chaux…
- RIGAUD 1890 frappe de monnaie de la reine
- LA SOCIETE FRANCAISE d’ETUDES 1890, examiner les exploitations
industrielles et commerciales
- CONCESSION d’IVATO 1890, plantation du café
- BONNARD 1890, plantation du thé et du café
𝐂𝐎𝐓𝐄 𝐎𝐔𝐄𝐒𝐓 (Mahajanga) :
- SUBERBIE 1886, gisements d’aurifères au basin de Betsiboka et Ikopa
- KINGDON 1889, concession minière (or, pierres précieuses…), Mahajamba,
Befandriana, Mandrintsara
- TALBOT – DAWSON – DREIFUS 1888 concession minière
- LES MINES DE BEVATOBE 1888 concession minière (charbon de terre…)
Ary tombony tsy hita pesepesenina no azon’ireo olona ireo tamin’izany fotoana izany
ary izay no mbola ezahina ho tohizana hatram’izao amin’ny alalan’ireo
FITRANDRAHANA MARO SAMY HAFA IZAY NATAO SY MBOLA HATAO
ETO MADAGASIKARA, NY FARITRA MISY AN’IREO FITRANDRAHANA
IREO ANEFA MAHANTRA FADIRANOVANA TSY MBA MISY ANJARA NA
POURCENTAGE MBA MIVERINA MAKANY AMINY.
𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐎𝐍𝐕𝐄𝐍𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐄 𝐂𝐎𝐍𝐂𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍 𝐧𝐨𝐬𝐨𝐧𝐢𝐚𝐯𝐢𝐧’𝐢
𝐑𝐀𝐈𝐍𝐈𝐋𝐀𝐈𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎𝐍𝐘 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟐𝟖 𝐧𝐨𝐯𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 𝟏𝟖𝟖𝟖 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐬𝐢𝐚𝐦-
𝐩𝐚𝐧𝐢𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟏𝟖𝟗𝟎 𝐧𝐨 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 :
- 10% ny CAPITAL dia zaraina amin’i RAINILAIARIVONY, ny SEKRETERANY
ary ireo MANAMBONINAHITRA mpiara-miasa aminy alohan’ny anaovana sonia ny
contrat.
- 12.500 F no antoka (cautionnement) tsy maintsy aloan’ireo concessionaires
alohan’ny hanatanterahana ny contrat izay tsy averina raha toa ka tsy tanterahina ao
anatin’ny enim-bolana (6 mois) ny tetik’asa ary alàna tsikelikely amin’ny droits de
douane tokony ho aloan’ilay concessionaire kosa raha toa ka mandeha ny tetik’asa
(10e conv.).
- 25 000 F no alohan’ireo concessionaire izay manao fanavaozana ny fifanarahana na
contrat (14e conv.)
- 10% (ad valorem) valeurs ny entana aondrana no droits de douane alohan’ireo
concessionnaires (13e conv.)
- 20% ny zavatra trandrahana (matière brute) dia omena an’i Rainilaiarivony sy ireo
mpiara-miasa aminy (6e conv.)
- 25% ka hatramin’ny 35% ny tombony (chiffres d’affaires) dia omena an’i
Rainilaiarivony sy ireo mpiara-miasa aminy (conv.1890)
- Rehefa tapitra ny fotoam-pitrandrahana dia LASAN’NY GOVERNEMANTA
(RAINILAIARIVONY SY IREO MPIARA-MIASA AMINY) avokoa ireo fitaovana
rehetra nentina nampiasaina tamin’ny fitrandrahana (trano, masinina na milina…)
𝐅𝐄𝐇𝐈𝐍𝐘 : 𝐓𝐞𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨 𝐤𝐚𝐛𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨
- Club 48 no nampamono an-dRatsimandrava noho ny RAFITRA FOKONOLONA
mba hiarovana tombontsoa.
- MPIKAMBANA ROA tao amin’ny Club 48 no nanatanteraka ny famonoana an-
dRatsimandrava : Gal GILLES ANDRIAMAHAZO no nitifitra azy tao amin’ny
biraony, izay efa nolazain’i FRANÇOISE RAISON sy LATIMER RANGERS ary ny
Col ROLLAND RABETAFIKA kosa nanaraka azy tany amin’ny HOPITALY
BEFELATANANA nitifitra azy tamin’ny BALA 5 (dimy). Izay no antony
nahatongavany voalohany teo Ambohijatovo hanara-maso an’ilay mise en scène, nety
sa tsy nety, nahomby sa tsy nahomby ary NAHATONGA NY ANKANJON’NY COL
NISY DIAM-BALA 6 (enina) TSY NIFANARAKA TAMIN’NY TIFITRA TENY
AMBOHIJATOVO raha iray ihany izy tamin'ny voalohany.
- MBOLA TSY NAHAFATY AN’NY COL (MBOLA NAHATSIARO TENA
KELY) NY TIFITRA NAHAZO AZY TAO AMIN’NY BIRAONY FA NY TIFITRA
NAHAZO AZY TENY AMIN’NY HOPITALY NO TENA NAHAFATY AZY
TANTERAKA.
Fanjakana Masikoro - Machicore

22
J’aime
Commenter

Partager

Vous aimerez peut-être aussi