Vous êtes sur la page 1sur 4

SOCIETE EVA-FRUITS SARL

SOANIERNA - ANDAKANA
B.P.138-FARADOFAY

REGLEMENT INTERIEUR
FITSIPIKA ANATY
=====================
ARTICLE 1 : ANDINY 1 :
Le règlement ci-après est établi et applicable au sein de la Société EVA -fruits notamment dans les locaux
appartenant à ladite Société.
Ity fitsipika ity dia natao sy hampiahrina eo anivon’ny oronasa EVA -Fruits, amin’ireo toerana izay misy azy.

ARTICLE 2 : ANDININY 2 :


Tout employé de EVA-Fruits est soumis audit règlement et, est dans l’obligation de le suivre pour faire régner
l’ordre et la coordination dans la procédure du déroulement du travail. Autrement, li est libre de quitter les lieux,
si cela ne répond pas à ses exigences.
Ny mpiasa eto amin’ny oronasa EVA-Fruits, tsy misy ankanavaka dia voafehy sy tsy maintsy manaraka ny
fitsipika mba ampilamina sy ampirindra ny rafitra misy amin’ny fizotran’ny asa. Afaka miala an-tsitrapo ny
tenany raha tsy mifanaraka amin’izay tadiaviny izany.

ARTICLE 3 : ANDININY 3 :


Sauf sur autorisation exceptionnelle, il est formellement interdit de mener des actions politiques
quotidiennement ou pendant les périodes électorales (débats, réunions, propagandes..) au sein de la Société EVA-
Fruits. Les actions politiques se font ailleurs et en dehors des heures de travail
Voarara ny fanaovana hetsika politika,amin’ny andavan’andro sy mandritran’ny fotoam-pifidianana
(don-dresaka, fivoriana,propagandy,fihetsiketsehana) eo anivon’ny oronasa,raha tsy nahazoana alalana
manokana. Ny hestsika politika dia atao any amin’ny toeran-kafa, hivelan’ny ora fiasana.

ARTICLE 4 : ANDININY 4 :


Les sanctions relatives au règlement sont appliquées en fonction des fautes commises suivant leur dégrée de
classification (légère, grave ou lourde..) selon ce qui a été définie dans le code de travail et le contrat de travail
Ny sazy mifandraika amin’ny fitsipka anaty dia hampiarina araky ny avesaran’ny adisona natao
(maivana,tsy azo ivalozana..)arak’izay voalaza sy voafaritra ao amin’ny lalana mifehy ny asa (code du travail),
sy ny fifanarahana ara-kasa.

ARTICLE 5 : ANDININY 5 :


Sont qualifiées de faute : voasoritra ho adisona ny :
- Puanteur d’alcool en heure de travail - Misy fofo-toaka am-perinasa
- Être en état d’ébriété en heure de travail- Mamo am-perinasa
- Utiliser les outils ou les matériels de la Société sans être autorisé - Mampiasa ny fitaovam-piasana tsy
nahazona alalana
- Insubordination,insolence,insulte envers le chef hiérarchique – Maniratsira,mamalivaly ,manompa ny
sefo
…/1
- Refus d’exécution des ordres ou des instructions données par le chef- Fandavana ny hanatantarahina ny
baiko na ny teny nomen’ny sefo
- Les retards fréquents sans motif valables – Ny fahatarana matetika tsy misy antony mitombona
- Lever la main sur les femmes-Mikasi-tanana ampela
- Pratiquer le harcèlement sexuel (soi-disant blaguer) au sein de la Société- Mampihatra sy maneho
fihetsika momoafady eto amin’ny oronasa
- Se bagarrer, semer le trouble en heure de travail ou au sein de la Société- Mifampikasi-tanana,
manakorontana eo am-perinasa,na eo anivon’ny oronasa
- Emettre des menaces envers ses collègues ou son chef hiérarchique – Mandrahoana ny mpiara - misa
na ny sefo.
- Quitter le travail sans être autorisé (abandon de poste) - Mandao ny toeram-piasana tsisy fiherana
- Abimer les outils ou les matériels de la Société, sans aviser la responsable- Manimba ny fitaovam-
piasana, ka tsy milaza amin’ny tompon’andraikitra
- Egarer ou perdre les outils ou les matériels de la Société sans aviser le responsable- Manary ny
fitaovam-piasana, ka tsy milaza amin’ny tompon’andraikitra
- Vol commis prouvé au sein de la Société – Alatra voaprofo tao amin’ny oronasa

ARTICLR 6 : ANDININY 6 :


Les sanctions applicables : ireo sazy ampiharina :
- 1er, 2eme ,3eme Avertissement (verbal ou écrit) – Fampitandremana 1,2,3, (Am-bava na An-tsoratra)
- Blâme -
- Mise à pied (Nombre de jour à définir) – Voarara tsy hiasa mandritrany andro voafetra,ka tapaka
karama
- Rappel à l’ordre – Fampatsiahivana ny baiko nomena minia tsy hatao
- Licenciement sans préavis – Fandrohahana tsy misy atakandro

ARTICLE 7 : CONSIGNES : ANDININY 7 : TOROMARIKA


- Interdiction de port d’arme tranchante su le lieu de travail, sans autorisation – Tsy mahazo minday zava-
maranitra eo amin’ny teora-mpiasana,tsy nazahoana alalana
- Se laver les mains à l’eau savonneuse avant de se mettre au travail – Manasa tanana amin’ny savony
alohan’ny andraisana asa
- Se laver les mains après avoir mangé, fumé (gouter, déjeuner), après avoir été aux toilettes avant de
reprendre le travail – Manasa tanana rehefa avy mihinana (gouter, sakafo), rehefa avy nandeha WC
alohan’ny andraisana ny asa
- Ne pas fumer pendant les heures de travail – Tsy mahazo mifoaka sigara eo am-perinasa
Ne pas manger ou boire pendant les heures de travail – Tsy mahazo mihinan-kanina na misotro eo
am-perinasa.
- Interdiction de porter des bijoux pendant le travail (colier, bracelet, boucles) -Tsy mahazo mitondra
ravaka eo am-perinasa.
- Les ongles doivent être coupées, pas de vernis à ongle – Ny hoho tanana tsy maintsy fohy ,ary tsy
mahazo mihosotra vernis.
- Les portables doivent être déposés auprès des responsables- Ny finday dia tsy maintsy apetraka eo
amin’ireo tompon’andraikitra.

…/2
ARTICLE 8 : TENUE DE TRAVAIL :ANDANINY 8 : FANAMINA
Le port de tenue est obligatoire durant les horaires de travail (blouse et charlotte + chaussures de
sécurité).Les tenues sont lavées une fois par semaine à la station, et doivent y rester.
Tsy maintsy manao ny fanamina mandritran’ny ora fiasana (akanjo sy satroka ary ny kiraro
fiarovana).Sasana isak’herinandro ny fanamina ary mijanona ao am-piasana.

ARTICLE 9 : LES HORAIRES : ANDININY 9 : NY ORA FIASANA


- ENTREE : FIDIRANA : SORTIE : FIVOHANA :
Matin : Maraina : Après-midi : hariva
7 h 30 mn - 7 ora sy sasany 16h 30 mn - 4 ora sy sasany

PAUSE-CAFE : 10H-10H 15 MN FIALANA HETAHETA : 10 ORA -10 ORA SY 1/4


POSE DEJEUNER :12H00MN A 13H00MN FISAKAFOANANA :12 ORA -01 ORA ATOANDRO

La pause-café peut être supprimée ou retardée au cas où, le travail à effectuer prend plus du temps. Les
ouvriers sont prévenus au préalable.
Mety ho foana, na mihembotra ny fotoana fialana hetaheta raha misy asa maromaro tsy maintsy
vitaina.Hampilazana mihaloha ny mpiasa raha misy izany.

Il en est de même pour la pause déjeuner qui peut être retardée mais pas supprimée.
Torak’izany ny fotoana fisakafoanana mety mihembotra fa tsy foana.Hampilazana mihaloha ny
mpiasa

Le travail fini, avant la sortie, tous les ouvriers doivent, nettoyer, balayer, ranger les outils à leur place,
sous la supervision du chef d’équipe.
Rehefa vita ny asa,ny mpiasa rehetra dia tsy maintsy mamdio, mamafa,sy mandamina ary mamerina
amin’ny toerany ny fiasana rehetra izay nampiasana.Izany dia harahin’ny sefony maso, alohan’ny
hodiana.

Fait à Taolagnaro le……………… ……… ……………


Taolagnaro faha………………….…………………….
…/3

Vous aimerez peut-être aussi