Vous êtes sur la page 1sur 38

By Tahina Bemax

Hampahafantatra anao ny atao hoe :

 Support et résistance

 Supply and demande

 Price action

 Analyse technique (zone buy, zone sell)

 Techniques d’attack et defanse

 Aona ny mi_trade News (NFP na tsotra)

By Tahina Bemax
PARTIE 1:
 Support et résistance

 Supply and demande

 Price action

PARTIE 2:
 Analyse technique

 Stratégie news

By Tahina Bemax
Mialoha ny hidirana amin’ity lesona vaovao ity dia tsara raha efa novakianao sy
efa azonao ary ny tena important dia efa nampiharinao ireo lesona roa (02)
izay efa nomeko maimaimpoana. Raha tsy nampiharinao ireo dia zava-poana
no amakianao an’ity. Satria mety hosahirana ianao raha mbola tena débutant.
Manoro-hevitra anao iaho hoe vakio sy ampiharo aloha izay vao miditra
amin’ity lesona manarka ity.

By Tahina Bemax
Support et résistance

By Tahina Bemax
Mbola iverenantsika ihany ilay ohatra momba ny fiara teo aloha. Ny fiara iray
na maromaro izay manao zotra makany amin’ny toerana iray dia manana toby
fiantsonany (stationement). Rehefa tonga eo ireo fiara marobe ireo dia ny
matetika misy dia mameno indray dia lasa miverina any amin’ny toerana
niaingany.

Amin’ny trading dia misy hoatran’izay ihany koa ka ireo toby fiantsonan’ny
fiara ireo no antsoina hoe support sy resistance.

By Tahina Bemax
Inona ary no atao hoe support ?

Ny support dia toby fiantsonan’ny prix du marché. Ny misy azy dia any
ambanin’ny prix actuel. Donc raha 1945.00 ny prix actuel dia latsaka anio prix io no
misy ny support (mety hoe any amin’ny 1938.00 any).

Ary ny résistance ?

Ny resistance dia mbola mitovy amin’izay iany fa ny ahitana azy dia any ambonin’ny
prix actuel. Donc raha 1945.00 ny prix actuel dia any amboninio prix io no misy ny
résistance (mety hoe any amin’ny 1958.00 any).

By Tahina Bemax
Sary fanehoana :

By Tahina Bemax
Amin’ny paire de devise anakiray dia mety hahitana support sy résistance iray (01)
na maromaro. Ary tsy voatery izy rehetra no iverenan’ny prix fa ny vitsivitsy
amin’ireo iany. Misy indray mampiverina prix iany fa zara raha miala kely ilay toby
ny prix dia miverina eo ary mety mamaky an’ilay support na résistance izy.

Ary ny tena olana dia misy ny support sy résistance foska hotran’ireny formateur
foska izay mamitaka sy maka volan’olona fotsiny. Ary mahagaga fa ny foska no tena
be dia be sy manitona olona maro. Izany hoe ireo no mameno ny graphiques.

By Tahina Bemax
Ny fanotaniana mipetraka ao antsainao amin’izao dia hoe atao aona no mijery
sy mi_trace SNR (support and resistace).

Ny hampianariko anao eto aloha dia ny fomba fijerana sy fametahana SNR.


(Hojeretsika sy hapetatsika ny SNR na foska na tsia fa hampianariko ao aoriana
ao ny famatarana hoe ity no tena vraix SNR ary ity no tena mampiverina
prix…

By Tahina Bemax
 Misafidiana TM (m, h, j) izay mety amin’ny type de strategie de trading anao
(scalping, swing trading, intraday).

 Ataovy kely ny zoom ny graphique

 Jereo izay toerana iverenan’ny prix matetika

 Traceo amin’ny ligne horizontale ny ambony (outil izay misy ao @plateforme


apesainao)

 Traceo amin’ny ligne horizontale koa ny ambany

 Traceo ao anelanelan’ireo ligne roa ireo ilay outil rectangle

By Tahina Bemax
Sary fanehoana :

By Tahina Bemax
Zay dia vita. Ny sisa ataonao dia miandry ny prix hiditra amin’ilay
zone anao dia manao buy na sell.
Nahazo résistance tsara be isika izay.
FANGATAHANA :

Alohany hanohizanao ny lesona dia manaova fampiharana aloha.


Mitadiava support sy resistance dia ianarano ny fomba fi_tracena anazy.

Vita izay ny fijerena sy fametahana ny support sy resistance. Fa ny


andrasanao zao de hoe aona no hafatarana hoe tena izy ilay hitanao io sa
tsia. Sa tsy izay ???

CALME FA MBOLA HO AVY ANY!!!

By Tahina Bemax
Supply and demande

By Tahina Bemax
Ny akamaroan’ireo trader dia liana, maniry ny hahay ary mianatra ity foto-
kevitra iray ity. Izy ity dia techniques izay ampesain’izy ireo amin’ny analyse
izay ataony. Ary izy ity dia andoavam-bola be any amin’ireny formateur efa zatra
sy mahafehy na tsia ny fampiasana anazy. Nefa ianao dia tsara vitana omeko
maimaim-poana ny basen’io strategie io. Fa manina no base iany no omeko
anao ???

 Satria ny strategie_ko tsy dia mifototra be aminio fa misy anio kely fotsiny.

By Tahina Bemax
Ny atao hoe SND :

Supply and demande adika hoe « tolotra sy ny tinady » amin’ ny teny gasy dia
strategie izay mifototra amin’ny tolotra na tinady an’ireo banque matanjaka na
olona matanjaka (manam-bola be) izay maniry ny hanao transaction ngezabe nefa
tsy afaka ataony indray mandeha ilay izy satria lehibe loatra.

Ka noho izany dia tsy maintsy saratsarainy ny transaction ataony dia mametraka
transcation en attente amin’ny toerana iray izy. Ka raha tonga aminio toerana io ny
prix dia declenché indray ny transactiony.

By Tahina Bemax
Aona ary ny hahafatarana fa olona matanjaka na banque no nanao transaction
tamin’ny fotoana iray.

Tsotra kely ny mijery anazy ao amin’ny graphiques. Ireto misy dingana vitsy vitsy
raha te hijery anzay:
 Jerena ny prix actuel

 Jerena ny bougie any ankavia ny prix actuel.

 Mitady bougie lavabe mifanarakaraka (midina na miakatra)

By Tahina Bemax
Ary aona indray ny fomba itracena anazy ?

Ny fomba fitracena anazy dia mitovy amin’y fitracena SNR iany fa misy condition
kely fotsiny.

Rehefa hitanao ilay bougie lavabe dia jerenao indray ny source_niny. Dia raha ny
tokony ho izy dia misy tendance en range eo (lesona faharoa) dia iny tendance iny
no tracena. Fa raha tsisy zany dia donc mbola tsy eo ny source dia mitohy mijery
iany mandrapahita.

By Tahina Bemax
Sary fanehoana : (mi_trace sy fomba fijerena)

By Tahina Bemax
Ny principe aniny strategie iny dia tsotra kely. Endrasana miverina eo amin’ilay
zone ni_tracena ny prix dia mametraka position buy raha miakatra ireo bougie lavabe
ireo na sell raha midina.

Ny fanotaniana mipetraka dia hoe rentable ve ny SND ?

Ye maha_rentable izy raha hainao tsara ny mijery sy mi_tracé ny zone anao. Raha
hainao ny manavaka ny tena SND sy ny foska.

N.B : na inona na inona strategie ampiasainao dia misy fona ny foska ao anatiny
(SND,SNR, trendline, …)
By Tahina Bemax
SND SNR PRICE ACTION
Fausse zone Fausse zone Fausse cassure

Raha mahaliana anao ny strategie SND dia apio recherche fa mbola misy
zavatra maromaro mila fatarinao.

By Tahina Bemax
FANGATAHANA :

Alohany hanohizanao ny lesona dia manaova fampiharana aloha.


Mitadiava supply sy demande dia ianaro ny fomba fi_tracena anazy.

By Tahina Bemax
Price Action

By Tahina Bemax
Ny price action na adika hoe « mouvement du prix » dia strategie hafa indray
izay natokana hanombatombanana ny mety ho direction_ny prix.

Hoan’ity strategie iray ity indray dia efa misy sary sary be dia be efa pre-
definie izay ataonao tsienjery be. Ka rehefa mahita iray amin’ireo sary sary ireo
anao dia miandry pullback dia miditra mametraka position.

By Tahina Bemax
Fa ny maharatsy anazy ity dia be dia be ny chance mety hanaovan’ny marché
fausse cassure (support na resistance oblique). Indraindray ny sainao mamorona
mahita sary mitovy amin’ilay nataonao tsienjery dia lasa manaonao fahatany. Fa
misy fotoana iaho manokana manao kely an’ireny iany fa tsy tena ity no
strategie apesaiko fa misy kely amin’ireo atambatrako amin’ny tena strategiko

Fa omeko santionany amin’ireo sary sary ireo anao de hohitanao eo.

By Tahina Bemax
By Tahina Bemax
By Tahina Bemax
Hotran’izao izy rehefa mitambatra :
Raha mahaliana anao iny strategie iray iny dia manaova recherche

By Tahina Bemax
Analyse techniques

By Tahina Bemax
Vita hatreo ny base amin’ny resaka trading. Arabaina fa raha narahanao tsara ny zavatra
rehetra noteneniko ka nataonao ny fampiharana dia efa azo lazaina hoe débutant avancer
anao. Ireny zavatra be dia be nomeko ireny dia vidianao lafo be any amin’olona hafa nefa
nomeko anao gratuit. Betsaka ny publication hitako any @ fb manao hoe « raha misy
trader manome formation gratuit anao dia tsy rentable na tsy mahay izy izay ».

NON!!! TSY NY TRADER MANOME GRATUIT REHETRA

Iarahatsika mahita ny performance an’ilay signal nomeko, nasehoko iany koa ny position
noraisiko, nasehoko koa ny retrait nataoko sode misy mihevitra hoe compte demo no
apesaiko.

By Tahina Bemax
Raha fianarana zany iny dia nahavita licence anao fa stage sisa no mila
ataonao. Mila miditra antsehatra amin’izay. Aza maika ny hahazo vola be fa
ny hamehezana ny fahalalana kely izay nomeko anao aloha imasohana.
Manaova recherche mahakasika an’ireny zavatra nomeko anao ireny.
Manaova formation raha ilaina.

Efa nataoko izay ny anjarako, anjaranao ny sisa fa mba tsarovy iaho


rehefa tonga any amin’ny fanjakanao ianao.

By Tahina Bemax
Manomboka eto dia ny tena strategie apesaiko no hampianariko anao. Ny
strategie_ko dia fitambaran’ireo base napenariko anao teo aloha ireo. (SND, SNR,
price action, trendline). Ny nahitako an’ity strategie izay ampesaiko amin’izao ity dia
tena nandaniako fotoana maro, efa impiry cramé, lany vola nanaovana recherche efa
tonga tany amin’ny hakiviana lalina tanteraka fa tsy nanaiky mitsy yah raha tsy
voafehiko ilay izy. Ary ankehitriny efa manomboka voafehiko tsara ary n’inona na
inona mouvement ataon’ny GOLD dia arako hoe hanao anzao ndray io. Porofo ireo
signal buy de vety vety eo sell ndray de buy ndray. ( Gold mitsy zany no specialiteko,
zay no mba faniriko ).

Ireto manaraka ireto ary ny zavatra hampianariko anao :


By Tahina Bemax
 Fampiasana plateforme de trading amin’ny antsipiriany
 Identification et traçage trend line ( tendance encours sans indicateur)
 Identification et tracage vraix zone (SND et SNR)
 Toerana tena tsara hasina ordre en attente ao amin’ny zone.
 Confirmation fidirana sy fialana.
 Technique de scalping.
 Price action ( figure de continuation et de reversement ampesaiko)
 Analyse hamantarana hoe position sell sa buy no hotazomina elabe (maharitra)
 Money management
 Gestion d’emotion (stress, tahotra, tsy fahatokisan-tena,…)
 Analyse News
 Dépôt et retrait
 Suivi, coaching, conseil et correction analyse
Ireny rehetra ireny moa zany dia andoavam-bola satria izao no antony :
 Formation avancé an’ireo base nomeko ireo no homeko (aona ny hanakambanana
an’ireo)
 Video sy pdf teny gasy (fomba fanaovako analyse techniques)
 Hita eo izay débutant tena vonona ny hanao trading fa tsy ilay olona taitaitra
mahita ny hafa manao retrait de hoe andeha mba hanao koa.
 Fiarovako ny asan’ny tanako mba tsy hataon’ny sasany fitadiavam-bola any
amin’ny sisiny any.
 Fanomezako lanja ny fiaretana sy fikirizana mafy nataoko hatramin’izay ka
nahatongavako amin’izao toerana misy anah izao.
 Hampitaiko aminao ny fahalalana azoko nandritra an’izay 2 taona mahery
nanaovako trading izay.

By Tahina Bemax
Mandray anao ampitiavana ny tenako na mbola tena debutant ianao na efa manana
experience kely fa te hanamafy ny fahaizanao.
 Raha liana ianao dia mandefasa mp amin’ny fb na telegramme Tahina Bemax.

N.B :
Ny signal dia omeko gratuit fona. Ny tanjona dia hiverina aminao amin’ny
alalan’ireo signal omeko ny vola nanaovanao formation taty amiko.

« Aza manenjika miracle fa mianara manao miracle »

By Tahina Bemax

Vous aimerez peut-être aussi