Vous êtes sur la page 1sur 1

𝐐𝐔𝐈𝐂𝐇𝐄 𝐀𝐔𝐗 𝐂𝐑𝐄𝐕𝐄𝐓𝐓𝐄𝐒

𝐈𝐫𝐞𝐨 𝐳𝐚𝐯𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 :


Crevettes 125g
Tongolo oignons
Atody 4
Crème fraîche (1 verre à jeter)
Fromage râpé 100g
Sira sy dipoavatra
Muscade
𝐍𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐲 :
Endasina ny tongolo oignons voatetika
Arotsaka ny crevettes efa nodiovina sy notetehana
Asiana rano kely, sira ary dipoavatra
Rehefa masaka ny crevettes (2 na 3 minitra eo ho eo) dia esorina ambony afo
Ankoatra izay maka saladier kely
Vakiana ao ny atody 4
Arotsaka ao ny crème fraîche rehetra ary ny fromage râpé
Asiana sira sy dipoavatra ary kapohana ireo rehetra ireo.
Maka moule à tarte dia asiana atao ao ny pâte. Afaka tao pâte brisée fa ny ahy teto pâte feuilletée
ambin’ilay nanaovana ilay pain de viande no nampiasaiko. Afaka atao quiche sans pâte ihany koa
nefa.
Raha mampiasa pâte dia andrahoina kely izy izany hoe atao précuit.
Avy eo dia arotsaka ao ny crevettes ary ny appareil à quiche (atody + crème)
Rarahana ny ambin’ny fromage râpé eto ambony.
Ampidirina lafaoro à 250°C mandritra ny 30 minitra eo ho eo.

Vous aimerez peut-être aussi