Vous êtes sur la page 1sur 19

FANDRINDRANA

NY FIANAM-
PIANAKAVIANA
ROHIN-TANTARA
Fahasalamana ara-nofo Santé sexuelle

Famerana ny fiterahana Régulation de la naissance

.
Famerana ny famokarana tsirinaina Régulation de la fécondité

Fahasalamana ara-pananahana Santé reproductive

Fandrindram-piterahana Planification familiale


MANODIDINA NY FAHASALAMANA
ARA-PANANAHANA ETO
• Mponina tanoraMADAGASIKRA
ny malagasy : mihoatra ny atsasaky ny mponina no
latsaky ny 18 taona
• Tanora latsaky ny 20 taona ny 53,8% ny mponina, tanora 10-24 taona
ny 32% (UNFPA)
• Vehivavy 469 amin’ny olona 100 000 teraka no maty – vehivavy 8
isan’andro maty nohon’ny vohoka, fiterahana, fahasarotan’ny fanalan-
jaza
• Miditra aloha loatra @ firaisana ara-nofo ny tanora malagasy : 31%
zatovovavy ary 22,3% ny zatovolahy @sala-taona 15 sy 24 taona no
nanao firaisana ara-nofo voalohany alohan’ny faha 15 taonany.
• 40% ankizivavy 15-19 taona no efa nanao firaisana ara-nofo, ny 20%
an’ireo no nanao izany talohan’ny faha 15 taonany (UNFPA)
Cerveau d’un adolescent
FAMARITANA NY
FANDRINDRAM-PITERAHANA
• Fahazoana mamehy ny fiasan’ny taovam-pananahana ary
fahafahan’ny tsirairay misafidy ny isan’ny zaza teraka
• Fitambaran’ny fitaovana sy fomba ahazoan’ny mpivady na
olo-tokana misafidy ny isan’ny zaza aterany, amin’ny
fotoana tiany, ary izany dia miaraka amin’ny fahalalana feno
mikasika ny fiatraikan’izany eo amin’ny fiainany manokana
na eo amin’ny fiaraha-monina misy azy
Lafitsaran’ny fandrindram-
piterahana
Ireto avy ny vokatsoa azo avy amin’izany :
• 1. Mahatsara ny fahasalaman’ny vehivavy sy ny
lehilahy
• 2. Manisy elanelana ny vohoka
• 3. Mampihena ny ambana @ vohoka tsy niriana
• 4. Miaro @ areti-mifindra eo @ taovam-pananahana
• 5. Mampihena ny ambana eo @ fahafatesan’ny zaza
Lafiratsin’ny fandrindram-
piterahana
• 1. Mety misy ambana @ fahasalamana
• 2. Mety tsy ho lavorary100% ny fampiasana azy
• 3. Vitsy ny tonga dia bevohoka raha vao ajanona ny
fandrindram-piterahana
•  4. Lafo ny fomba fandrindram-piterahana sasantsany
•  5. Misy ihany koa mila fotoana sy fitandremana tsara
•Fa amin’ny lafiny rehetra, dia
mihoatra lavitra ny lafiratsy
voatanisa teo ny vokatsoa
entin’ny fandrindram-
piterahana.
LOI 2017- 043

• Article 3.-Tous les individus sont égaux en droit et en dignité en


matière de santé de la reproduction. Chaque individu, sans
discrimination, peut mener une vie sexuelle responsable et sans risque.
Le droit à la Santé de la Reproduction et à la Planification Familiale
est un droit fondamental.
• Article 5.-lndépendamment de son âge, tout individu a droit à des
services complets : information, éducation, communication, prise en
charge, référence en matière de Santé de la Reproduction et de la
Planification Familiale
LOI 2017- 043
• Article 13.- L’Etat est tenu de mobiliser les ressources nécessaires
pour mettre en œuvre des campagnes périodiques de sensibilisation, de
promotion et de publicité sur la Santé de la Reproduction et sur la
Planification Familiale
• Article 21 : 3) la santé reproductive des jeunes et adolescents : -
information, éducation des jeunes et adolescents sur leur santé ; -
Conseils et offre de service de Planification Familiale pour les
adolescents sexuellement actifs mariés ou non ;
ZON’NY MPANJIFA NY
FANDRINDRAM-PITERAHANA
Ny mpanjifa ny fandrindram-piterahana dia manana zo hahazo :
1. vaovao (information) : mahalala ny vokatsoa sy ny fisian’ny fandrindram-piterahana ;
2. Fahafahana (liberté) : misitraka ireo tolotra na vavy na lahy, tsy manavaka firehan-kevitra,
volonkoditra, fianakaviana, fonenana ;
3. Safidy (choix): hisafidy malalaka ny fandrindram-piterahana sy ny fomba anaovany izany na tsia ;
4. Antoka : @ fanaovana fandrindram-piterahana azo antoka sy lavitry ny loza ;
5. takona (intimité): raisina amin’ny toerana takona mandritra ny fanomezana tolotra (services) sy
torolalana (counseilling) ;
6. Tsiambaratelo (confidentialité) : afaka matoky fa mijanona ho tsiambaratelo izay mikasika ny
olona ;
7. Hasina (dignité) : voaray am-panajana sy ara-pahalalam-pomba ;
8. Filaminana (confort ): mahatsiaro milamina mandritra ny fandraisana sy ny tolotra;
9. Fitohizana (continuité ): mahazo fikarakarana sy fitaovam-pandrindram-piterahana mandritra
izay fotoana ilàna izany ;
10. Hevitra (opinion) : maneho ny hevitra mikasika ny fandraisana sy ny tolotra.
Nahoana no vitsy ny manao FP
• Vitsy ny safidy eo amin’ny fomba FP ;
• Tsy fahafahana mahazo ny tolotra, indrindra ny tanora, ny
olona tena mahantra, ny olona tsy mbola manambady ;
• Fahatahorana ny vokatra entiny (effets secondaires) ;
• Sakana ara-kolotsaina sy ara-pinonana ;
• Faharatsian’ny tolotra misy ;
• Mbola miroharoha hevitra mikasika ny fomba FP sasantsasany
ny mpanjifa (utilisateurs) sy ny mpampisera (prestataire)
• Ary ny sakana eo amin’ny tsy fitoviana lenta mikasika ny
fahafahana misitraka ny tolotra.
NY TSAHO
• Ny tsaho dia vaovao na feo miparitaka ao anaty fiarahamonina.
• Ny tsaho dia azo faritana ho toy ny endrika fifandraisana
mitondra vaovao amin’ny endriny samihafa (angano, lainga,
savorovoro, fanaratsiana …) tsy voamarina, tsy hita fototra,
mampisy ahiahy eo amin’ny fahamarinany ary miparitaka
haingana dia haingana ao anaty vondron’olona amin’ny endrika
soratra na feo;
• Ity vaovao ity matetika dia mitondra fahakiviana ary miseho
indrindra ao anaty fotoana manahirana (période de crise),
fotoana hitrangan’ny loza (catastrophes), fahoriana (deuil),
tahotra, ahiahy, fisalasalana (incertitude);
NY TSAHO
AHOANA NY FOMBA HIADIANA @ TSAHO

FIHAINOANA
• Ahafahana mahalala ny hevitra sy fanaon’ny olona
• Ahafahana mahalala ny ahiahin’ny olona
• Ahafahana mahafantatra izay ho ambara
• Ahafahana mahafantatra izay ho atao
AHOANA NY FOMBA HIADIANA @ TSAHO

2. Fantarina ny tsaho mampatahotra(rumeurs


préoccupantes)
• Inona ny tsaho mampatahotra ireo olona kendrentsika?
• Inona ny tsaho mampatahotra antsika ?
• Trandrahina ireo tsaho alohan’ny fitrangan’ny vokadratsy
• Fitrandrahana tsaho – mila mamaly ve sa mangina ?
• Ahoana no iatrehana ny tsaho?
AHOANA NY FOMBA HIADIANA @ TSAHO

Mamaly faran’izay haingana


• Mamaly ny hetahetan’ny olona, tsy miholikolika, mihaino ny ahiahin’izy ireo, mahay mandray (faire
preuve d’empathie)
• Mampitombo fisavorovoroana sy fisalasalana ny fahanginana, mifandray sy miatrika faran’izay haingana
• Ny fandavana fotsiny ihany ny tsaho iray tsy manafoana ny fisalasalana ; vao miha-mampitombo azy izany
; mamaly avy hatrany @ asa(actions)
• Atrehina mivantana ny tsaho raha ilaina izany
• Maka mpitondra teny na mpiantsehatra maharesy lahatra (intervenants crédibles) hiadiana @ tsaho
• Manome vaovao mikasika ny asa natao
• Mampahafantatra ny fiarahamonina fa anisan’ny vahaolana izy ireo
• Kendrena ireo fototra niandohana (sources)
• Sakanana ny fiparitahana mihoatra ny fototra niandohana voalohany (sources initiales)
• Mijanona sy tsy miala @ drafitra sy hafatra mazava
Bonne formation

Vous aimerez peut-être aussi