Vous êtes sur la page 1sur 2

BACCALAUREAT BLANC Session : Juin 2013

Provisorat Adjoint Matière : PHILOSOPHIE


Lycée Andohalo Durée : 4 heures
Classe : Terminale A

N.B. L’élève traitera un (01) sujet parmi les trois (03) proposés.
Iray (01) amin’ireto laza adina telo (03) ireto no hosafidin’ny mpianatra.

Sujet 1 :
Peut-on rejeter, au nom de la Science, les questions qu’elle ne peut pas résoudre ?

Laza adina 1 :
Azo atao ve ny manilika, amin’ny anaran’ny Siansa, ireo fanontaniana tsy hainy valiana?

Sujet 2 :
« Nous mourrons sans boulanger ; mais nous vivrons toujours sans philosophe. »VOLTAIRE
Que pensez-vous de cette affirmation ?

Laza adina 2 :
« Ho faty isika raha tsy misy mpanao mofo ; fa ho velona foana isika na tsy misy filozofa aza.»
VOLTAIRE
Ahoana ny hevitrao ny amin’izany ?

Sujet 3 :
Faites l’étude ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique :
« On a beau confondre l’indépendance et la liberté, ces deux choses sont si différentes que même elles
s’excluent mutuellement. Quand chacun fait ce qu’il lui plait, on fait souvent ce qui déplait à d’autres, et
cela ne s’appelle pas un état libre. La liberté consiste moins à faire sa volonté qu’à n’être pas soumis à
celle d’autrui ; elle consiste encore à ne pas soumettre la volonté d’autrui à la nôtre.
Il n’y a donc point de liberté sans Lois, ni où quelqu’un est au-dessus des Lois(…) : l’homme n’est libre
qu’à la faveur de la Loi qui commande à tous. »
J.J. ROUSSEAU, Lettres écrites de la Montagne(1764)

Laza adina 3 :
Fakafakao amin’ny fomba mirindra ny lahatsoratra manaraka mba hanasongadinana ny lanjany ara-
pilozofia :
Na dia natao foana aza ny nampifangaro ny fahaleovan-tena sy ny fahafahana dia zavatra roa tena samy
hafa ireo ary tena mifanipaka mihitsy. Rehefa manao izay mahafinaritra azy ny tsirairay dia matetika
manao izay mahasorena ny sasany, ary tsy azo antsoina hoe fahafahana izany. Ny fahafahana dia sady
tsy ny fanaovana ny sitrapon’ny tena no tsy ny fileferana amin’ny an’ny hafa ; tsy fampileferana ny
sitrapon’ny hafa amin’ny an’ny tena koa anefa izy.
Tsy misy na oviana na oviana arak’izany fahafahana tsy misy Lalàna, na misy olona tsy voafehin’ny
Lalàna(…): tsy afaka ny olona raha tsy nohon’ny Lalàna izay mibaiko ny rehetra. .
J.J. ROUSSEAU, Lettres écrites de la Montagne
(Dikan-teny malalaka)
BACCALAUREAT BLANC Session : Juin 2013

Provisorat Adjoint Matière : PHILOSOPHIE


Lycée Andohalo Durée : 4 heures
Classe : Terminales C - D

N.B. L’élève traitera un (01) sujet parmi les trois (03) proposés.
Iray (01) amin’ ireto laza adina telo (03) ireto no hosafidin’ny mpianatra.
Sujet 1 :
Toute vérité est-elle démontrable ?

Laza adina 1 :
Azo porofoina avokoa ve ny marina rehetra ?

Sujet 2 :
Selon Paul VALERY, « Si l’Etat est fort, il nous écrase ; s’il est faible, nous périssons. ». Qu’en pensez-
vous ?

Laza adina 2 :
Hoy Paul VALERY, « Raha matanjaka ny Fanjakàna, mamotika antsika izy; raha malemy izy, ho levona
isika. » Ahoana ny hevitrao ny amin’ izany ?

Sujet 3 :
Faites l’étude ordonnée de ce texte en vue de dégager son intérêt philosophique :
Dès que nous commençons à philosopher, nous trouvons que même les choses les plus ordinaires de la
vie quotidienne conduisent à des problèmes auxquels nous ne pouvons donner que des réponses très
incomplètes. La philosophie, bien qu’elle ne soit pas en mesure de nous dire avec certitude quelle est la
vraie réponse aux doutes qu’elle soulève, peut néanmoins suggérer diverses possibilités qui élargissent le
champ de nos pensées et les délivrent de la tyrannie de la coutume. Tout en diminuant notre certitude à
l’égard de ce que sont les choses, elle augmente beaucoup notre connaissance à l’égard de ce qu’elles
peuvent être.
Bertrand RUSSEL, Problèmes de philosophie.

Laza adina 3 :
Fakafakao amin’ny fomba mirindra ny lahatsoratra mba hanasongadinana ny lanjany ara-pilozofia :
Raha vantany vao manomboka manao filozofia isika dia mahita fa na ny zavatra faran’izay mahazatra
indrindra amin’ny fiainana andavan’andro aza dia mitondra mankany amina olana izay tsy ahitàna valiny
afa tsy amin’ny ampahany ihany. Ny filozofia, na dia tsy afaka hanome antsika amin’ny fomba hentitra
ny tena vahaolana amin’ireo ahiahy apetrany aza, dia afaka fara-faharatsiny handroso ho antsika fijery
samihafa manitatra ny sain-tsika sy manafaka azy amin’ny gejan’ny fahazarana. Ny fampihenàny ny
fahazoantsika antoka ny momba ny zavatra no ampitomboany ny fahalalàn-tsika ny amin’ mety ho
fisehon’izy ireny.
Bertrand RUSSEL, Problèmes de philosophie.
(Dikan-teny malalaka)

Vous aimerez peut-être aussi