Vous êtes sur la page 1sur 2

MÉTHODOLOGIE POUR UNE BONNE DISSERTATION PHILOSOPHIQUE AU BACCALAURÉAT

Proposée par Fr RASOLONDRAIBE Tsiky Marcel

esorina daholo izay rehetra tsy manome fahafahana, izay


maneritery mba tsy hisy geja mamatopatotra. Asiana ohatra
hanazavana izany ary tsara raha asiana tenina mpandinika hafa
MÉTHODE DE DISSERTATION PHILOSOPHIQUE aza (citation).

DEUXIEME PARTIE
Mba ho tsara ny « dissertation » dia mila mampiasa « méthode ».
ème
io « méthode » io anefa tsy hay raha tsy tena mikatroka manao Amin’ny 2 Partie dia tsikerainao indray io hevitry ny
« dissertation ». mpandinika taloha io. Tsy hoe ilay efa marina teo no lasa diso
A- FOMBA FANAOVANA « DISSERTATION indray fa tsy feno io, mila ampiana. Ireo rehetra ireo no
PHILOSOPHIQUE » itsikeranao azy ato amin’ity fizaràna ity. Ohatra:Tsy feno / tsy
Ny zavatra hatao ao dia fanamarinana (justification), ampy anefa io fa hadinony fa…koa ny…fa tsy…fotsiny.
fanaporofoana (preuve), fandresen-dahatra (argumentation) ary
fizohian-kevitra (raisonnement). Tsy maintsy hamarinina sy HEVITRA HANAZAVANA AZY
porofoina ny zavatra rehetra lazaina, ny hevitra, ny fanohanan-
kevitra (thèses). Tsy misy dikany ny zavatra lazaina maimaim- Absence de contrainte supprime la libérté, entraine de
poana tsy voaporofo (les affirmations sans preuve valable ne l’aliénation. Rehefa tsy misy ny zavatra manery dia amin’izay no
valent rien). Ny tanjona amin’ny « dissertation » dia handresy vao mainka tsy misy ny fahafahana satria manimba ny
lahatra ny mpitsara. fahafahana izany. Vao mainka indray aza voageja bebe kokoa.
Tsy famerenana ny lesona nianarana velively
(question de cours) ny famaliana ny fanontaniana filôzôfika fa Ohatra : Raha avela hanao ny tiany ny zaza fa tsy terena
famahàna olana miepetraka (examen d’un problème hianatra dia andevozin’ny habadoana, andevozin’ny fitiavan-
philosophique). Tsy famerenana ny lesona ao anaty kahie no tena, izany hoe tsy olona afaka. Hadinony fa io fahafahana tsy
atao ao fa fandinihanao samirery ireo fahalalalana rehetra azo misy zavatra manery io dia tsy tena fahafahana.
momba io lazadina (sujet) io. Tena tsy maintsy fandinihanao
samirery io. Ireo fahalalàna azo tamin’ny « cours » entina TROISIEME PARTIE
hiatrehana ny lazadina fa tsy ireo lesona ireo indray no hadika.
Vao mipetraka ny Sujet dia izao eritreretina : Amin’ny 3ème Partie: Ao no ilazanao izay ekenao sy
Hevitry ny mpandinika talohanao io apetraka hodinihina io lavinao amin’io tenin’ny mpandinika taloha io sy ametrahanao
Ex : Hoy i Protagoras : « L’homme est la mesure de toute ny “solution” avy aminao.
chose ».
Ny hijery izay marina amin’io sy izay diso amin’io no HEVITRA HANAZAVANA AZY
andrasana aminao mpianatra raha hanao « dissertation » an’io.
Si on veut être libre, il faut de contraintes, des lois.
Amin’ny 1ere Partie dia tadiavinao izay mahamarina Mila zavatra manery vao afaka tena ho olona afaka. Mila lalàna
an’io hevitr’olona apetraka eo io. Izay lafiny mahamarina an’io koa. Raha tsy misy manko ny lalàna dia korontana no misy fa tsy
dia lazainao daholo. misy ny fahafahana.
Ohatra : Raha samy manao ny tiany ny olona tsirairay ka ho
Amin’ny 2ème Partie dia tsikerainao indray io hevitry foanana izay rehetra mety ho maneritery (làlàna) satria te-ho
ny mpandinika taloha io. Tsy hoe ilay efa marina teo no lasa diso libre sy ho afaka dia tsy hisy mihitsy ny fahafahana. Raha tsy
indray fa tsy feno io, mila ampiana. Ireo rehetra ireo no misy lalàna mandrara ny halatra dia mahazo mangalatra ny olona
itsikeranao azy ato amin’ity fizaràna ity. Ohatra:Tsy feno / tsy fa tsy teren’ny lalàna intsony. Raha tsy misy anefa ny lalàna dia
ampy anefa io fa hadinony fa…koa ny…fa tsy…fotsiny. ny matanjaka sy ny be sandry no manjaka ka tsy manana
fahafahana handeha am-pilaminana miantsena intsony ny olona
Amin’ny 3ème Partie: Ao no ilazanao izay ekenao sy fa matahotra ny mpangalatra. Izany no ilazana fa raha te-ho
lavinao amin’io tenin’ny mpandinika taloha io sy ametrahanao afaka dia mila lalàna hanery ny rehetra hanara-dalàna amin’izay
ny “solution” avy aminao. dia milamina tsara ny fiaraha-monina. Rehefa teren’ny lalàna ny
rehetra dia libre ny tsirairay ary afaka mamokatra tsara tsy
1è Partie dia mipetraka eo amin’ny toeran’ny niteny matahotra mpangalatra na mpamono.
ilay “sujet” ianao, “avocat”. Resenao lahatra hino ny
fahamarinan’io “these” io ny “correcteur” mitsara ny “feuille”. 1è & 2è Partie : Samy te-ho afaka ( être libre)
Tsy afaka manohitra na manampiditra ny hevitrao Problematique : Inona no atao mba ho tena afaka (satria samy
manoloana an’io aloha ianao fa milaza fotsiny izay tokony ho toa tsy feno ireo 1&2 ireo). Ilaina ve ny faneriterena sa tsia ?
heviny. HEVITRY NY TENA : Ao amin’ny Synthèse (3è Partie) sy ny
Marihina fa ny 2è & 3è Partie dia hevitrao samirery no Conclusion)
aposaka (Personnelle).
Ity ny ohatra anazavana ny voalaza rehetra teo: Isaky ny fizàrana (par partie)
Hatanjahina tsara ny fanazavana handresy lahatra.
Laza adina: Analyse
Hoy ny mpandinika: “La liberté est l’absence de contrainte”: Exemple DÉMONSTRATION
“Ny fahafahana dia ny tsy fisian’ny z avatra maneritery”.
Citation
PREMIÈRE PARTIE
A- INTRODUCTION
Amin’ny 1ere Partie dia tadiavinao izay mahamarina an’io
hevitr’olona apetraka eo io. Izay lafiny mahamarina an’io dia
Dans laquelle le problème doit être posé clairement.
lazainao daholo. 1è Partie dia mipetraka eo amin’ny toeran’ny
(Ao no ampahafantarana ny correcteur ny olàna ho vahaina). Tsy
niteny ilay “sujet” ianao, “avocat”. Resenao lahatra hino ny
maintsy efa hita ao amin’ny Introduction ireo thèse roa
fahamarinan’io “these” io ny “correcteur” mitsara ny “feuille”.
mifanipaka.
Tsy afaka manohitra na manampiditra ny hevitrao manoloana
an’io aloha ianao fa milaza fotsiny izay tokony ho heviny.
B- DÉVELOPPEMENT
HEVITRA HANAZAVANA AZY Au cours duquel le problème doit être examiné
(exposer des thèses en présence et de leurs arguments. Et les
Si on veut être libre, il faut supprimer toute contrainte, toute loi.
aussi solitionner en detail. Miezakamamahavaha ny olana
Raha te-ho afaka tsy misy maneritery tokoa dia tsy maintsy
mipetraka, manazava, manaporofo.

23 Novembre 2010
MÉTHODOLOGIE POUR UNE BONNE DISSERTATION PHILOSOPHIQUE AU BACCALAURÉAT
Proposée par Fr RASOLONDRAIBE Tsiky Marcel

C-CONCLUSION Manamarina izany ny tenin-DRanona milaza hoe:


“……………………”.
Elle doit énoncer de manière explicite et brève au problème posé 3- Discipline et liberté sont compatible. Afa-miaraka ny zavatra
dans l’introduction. Tokony ho hita ato amin’ny Conclusion fa manery sy ny liberté. Rehefa teren’ny lalàna hanao ny marina sy
voavaha ilay olana nipetraka tao amin’ny Introduction. Apetraka ny tsara ary terena tsy hanao ny ratsy ny olona dia milamina ny
ao amin’ny Conclusion ( averina lazaina) ny vahaolana hita ao fiaraha-monina ka afaka mamokatra, afaka mandry ivohom-bato.
amin’ny 3è partie fa tsy atao lava sahala amin’io fa lazaina fohy Hazavaina tsara amin’izay fa ny liberté resahina ao amin’ny 1 sy
sy mifintina.² 2 ireo dia liberté tsy tena izy. Ny tena fahafahana dia tsy maintsy
manaiky ny fisian’ny lalàna izay manery hanao ny tsara sy tsy
ATAO AHOANA NY MANAO “INTRODUCTION”? hanao ny ratsy.
Teny famaranana: Ny hevitra holazaina ato dia ny ao amin’ny 3
a)-Asiana tari-dresaka manodidina ny “sujet” aloha. io ihany hoe: discipline et liberté sont compatible. Fintininao
b)-Izany angamba no mahatonga an-DRanona miteny ny hoe tsotra dia tsotra io 3ème partie io fa tsy mila zavatra lava intsony
“…” (Sujet). ny Conclusion.
c)-Satria tokoa moa(mantsy)…ka tsy tokony ho…ve? En effet...
d)-Kanefa koa.... Cependant... Ohatra ho an’ny INTRODUCTION :
e)-Noho izany tsy tokony ho...ve? Ainsi …
ny famaliana misesy ireo fanontaniana mipetraka ireo no Tout le monde a soif de liberté mais cette soif se
hiezahana hamahana io olana apetraky ny laza adina io. (C’est en heurte aux disciplines qui sont nécessaires dans toutes sociétés.
répondant respectivement à ces questions que nous allons tâcher C’EST POURQUOI (Izany no antony) on demande si disciplines
de résoudre le problème) et liberté peuvent aller ensemble. EN EFFET (Satria tokoa
manko) si la liberté se définie par l’absence de toute contrainte,
Ao amin’ny c)- sy d)- dia ny fihevitry ny olona tsotra ne faudrait-il pas supprimer les disciplines pour être libre ?
andavanandro ireny no atao ao ny fihaviny. CEPENDANT (Kanefa indray) si on supprime les disciplines,
Efa PLAN io no sady petrak’olana (problematique). Anatin’io l’homme ne serait-il pas de plus en plus privé de sa liberté à
Plan io no ametrahana ny olana ho vahaina. Tsy misy zavatra cause de la loi du plus fort ? AINSI (raha izany ary no izy) les
anampiana an’ireo intsony fa io somary fanontaniana io izany disciplines ne sont-elles pas nécessaires pour être libre ?
petrak’olana izany. COMMENT ALORS CONCILIER CES DEUX NOTIONS QUI
SEMBLENT CONTRADICTOIRES ? C’est en répondant
MBA HO TSARA NY DISSERTATION respectivement à ces questions que nous allons essayer de
1- résoudre le problème.
a)-Fantarina ny dikan’ny teny tsirairay amin’ny laza adina
Liberté et contrainte sont-elles compatibles ? Afa-miaraka ve ny 4- Rehefa manao azy amin’ny BAC dia ataovy voalohany
faneriterena sy ny fahafahana. indrindra ny fanaovana ny INTRODUCTION.
Liberté ? Inona ny dikany ? : Fahafahana tsy fisian’ny zavatra
maneritery. 5-rehefa manao ny corps du devoir aza mandika amin’ny
Contrainte ? Inona no dikany ? Faneriterena avy ety ivelan’ny brouillon fa ataovy mivzntznz zmin’ny taratasim-panadinana.
tena (lalàna,fiaraha-monina,sns) Ampy ho brouillon ny fanaovana ny Plan ao. Ataovy tsara
Compatibles ? Inona no dikany ? : Miaraka tsy misaraka fa sady fotsiny ny fampitohizana azy mba hirindra tsara. Asio tetezamita
libre no voateritery, sady voateritery no libre. tena mampifandray ny hevitra eo aloha sy ny any afarany. Azo
b)-Inona indray no dikany fahazoanao io laza adina io ? apetraka amin’ny faran’ny paragraphe eo aloha ny tetezamita
Ny fahazoako io laza adina io dia mangataka ahy hilaza raha toa (transition) na amin’ny fanombohan’ilay paragraphe manaraka.
ka mety ny hiarahan’ny faneriterena sy ny fahafahana izany hoe Anjaranao ny misafidy.
na misy aza ny faneriterena dia tsy misaka tsy ho afaka, ary koa
na eo aza ny fahafahana tsy maintsy misy ihany ny faneriterena. 6-Isaky ny paragraphe dia tsy maintsy ahitana teny fampidirana
2- Tadiavina daholo ny hevitra rehetra ho entina manazava io kely izay vao manazava, misy ohatra koa anaporofoana azy ary
laza adina io, avy eo fidina izay hevitra mahazava azy, asiana « citation ». Avy eo asiana teny « conclusion » kely (une
atambatambatra izay mitovitovy dia manome hevitra iray. phrase) hamehy ny hevitra nohazavaina tao. Hevitra iray ihany
Fantenana koa izay tsy ilaina satria hita ho maivana. Alahatra no hazavaina amin’ny paragraphe iray.
avy eo izay holazaina voalohany, faharoa, fahatelo.
7- Tsy maintsy asiana ohatra mandrakariva anazavana azy. Ny
ohatra miaraka amin’ny hevitra. Ny hevitra miaraka amana
3-Atsangana ny Plan (drafitry) ny asanao. Horesahina voalohany ohatra
ary ny… avy eo ny… ary farany ny…
Ohatra: 8-Ezaho ho fohy ny fanazavan saingy mandresy lahatra. Raha
1-Liberté est sont icompatibles: Sarotra be ny hiarahan’ny lava ny fanazavanao dia tsy hita ny hevi-dehibe. Raha fohy anefa
fahafahana sy ny zavatra maneritery. dia ho hita ary handresy lahatra avy hatrany. Diniho fa raha
a)-Raha misy ny maneritery (lalàna, disciplines) dia tsy misy ny hanamboatra jus amin’ireny Superdip ireny ianao. Maka
fahafahana(tsy libre). Raha tsy misy kosa ny zavatra manery superdip iray fonosana: Raha rano iray siô no asianao azy dia
(lalàna, discipline) dia misy ny fahafahana satria mahazo manao hatsatso izy, tsy ho re hatramin’ny fofona superdip intsony aza.
izay tiana. Raha ohatra kosa ka rano iray litatra no asinao azy dia minoa ahy
Hohazavaina lavalava aloha izay fa hon re ny tsiro tadiavina ao. Toy izany koa ny hevitra rehefa
Ohatra anazavana azy: Tsy avela hanao an’izao ny olona manao dissertation. Na hevitra mitovy izao aza (1 sachet de
iray…Tsy libre izy amin’izany satria tsy avela (noho io lalàna superdip) dia samihafa ny tsirony. Izay fohy mandresy lmahatra
manery io). Raha avela hanao izay tiany ary tsy sakanana sy tsara fa izay lava resaka kosa very any ny tena hevitra na dia
amin’izany kosa izy dia olona afaka manana fahafahana. ao dia ao aza.
Manamarina izany ny tenin-DRanona milaza hoe:
“……………………”. 9-Satria efa fantatra mialoha ny valin-teninao amin’ny sujet iny
2-Raha tsy misy ny zavatra manery (lalàna sy disciplines) dia rehefa vita amin’ny brouillon ny Plan, tonga dia adikao madio
tena tsy hisy koa ny liberté. amin’ny brouillon ny conclusion amin’izay mandika fotsiny
Hohazavaina lavalava aloha izay rehefa vita ny fandikana mivantanana ny developpement.
Ohatra anazavana azy: Raha samy mahazo manao izay tiany
daholo ny rehetra fa tsy misy lalàna mandrara hoe ny ... tsy azo 10-Vakio milamina tsara amin’izay ny asanao sao misy diso
atao dia hanjaka ny halatra isan-karazany dia vao mainka tsy tsipelina, dia atero.
misy ny fahafahana satria ny matanjaka no manjaka. Tel : 034 39 212 41

23 Novembre 2010

Vous aimerez peut-être aussi